Entry herinandro ambony
Elementary words herinandro ; ambony
Part of speech locution
Explanations in English Next week [1.7]
Explanations in French La semaine prochaine [1.8]
Examples 
1Hantsoinay ianao hiakatra eto Antananarivo amin'ny herinandro ambony [2.356]
2Amy herinandro ambony tsika manao havoria momba ny kotizasiona vola iny [2.606]
3Tsy raharahako izany, fa vonony ny roapolon' ialahy amin' ny herinandro ambony [2.472]
Vocabulary 

Updated on 2023/05/16